Teny iditra fiaiky (aiky)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fomba entina miaiky, izany hoe manaiky fa diso [Rajemisa 1985]

2009/02/23