Teny iditra fiainginaingina (ainginaingina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran' ny zavatra na olona miainginaingina, izany hoe miteronterona, mipetraka amin' ny toerana avo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay L'état d'élévation [Abinal 1888]

2013/09/05