Teny iditra fiakanga (akanga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miakanga, izany hoe mianatra ny feon' ny akanga, na mitsaontsaom-bava mankatsy mankaroa na mivelona mitsentsitra ny hafa [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20