|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [Provincial] name for a species of hawk. Same as fihiaka
Voambolana  4  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  5  feheaky, feka, fihiaka

Teny iditra (2/2)6  fiaky
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Taisaka] ahidratsy esorina amin'ny andro anosiana ny tanimbary
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.82] [Taisaka] herbes qu'on enlève de la rizière au moment du labourage
Voambolana  10  Haizavamaniry: ahitra
11  Toe-karena: fambolena

Fivaditsoratra  12  afiki, akifi, fiaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31