Teny iditra fialana (ala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandaozana toerana iray: Nalahelo daholo ny namako tamin' ny fialako tao
Fialana amin' ny fahazaran-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A going away; excusing oneself from blame or from a duty, a resignation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Départ, action de se désister; échappatoire; démission [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11