|
|
|
|

Teny iditra1  fialana
Fototeny  2  ala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fandaozana toerana iray: Nalahelo daholo ny namako tamin' ny fialako tao
5  Fialana amin' ny fahazaran-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a going away; excusing oneself from blame or from a duty, a resignation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  départ, action de se désister; échappatoire; démission [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fialana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11