Teny iditra | 1 fiamboho |
Fototeny | 2 voho |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina miamboho, izany hoe mitodika ka ny ivoho no atao manoloana olona |
Fivaditsoratra | 5 fiamboho, ibofoham |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |