Teny iditra fiangaviana (angavy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy An urgent plea [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La demande, celui à qui on demande [1.3]
 Requête urgente [1.8]
Ohatra 
1hoy ny feony feno fiangaviana. [2.529]
2Antso, fiangaviana, fanambatambazana tsy loa-body izany no nivoaka ny vavako. [2.4]
3Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08