Teny iditra fianianana (aniana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy an oath of affirmation (not a curse) [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay serment [Hallanger 1974]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31