|
|
|
|

Teny iditra1  fianianana
Fototeny  2  aniana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  an oath of affirmation (not a curse) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  serment [1.8]
Ohatra  7  Manam-pikasana ny hitana ireny fianianana ireny ve ianao, Rivo? [2.529#]
8  Nahoana no am-bava fotsiny dia ampy ny fltsipika sy ny fianianana? [2.285#]
Lahatsoratra  9  Randzavola: fianianana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20