Teny iditra | ![]() |
fiantrana (antra) |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra ¶ Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangatakainy Ramatoa iny [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | charitableness, alms, alms-deeds, pity, compassion. [Richardson 1885] | |
compassion ; help given to the poor [Hallanger 1973] | ||
Famaritana frantsay | secours, aumône [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Lahatsoratra | Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2017/06/29 |
![]() |