Teny iditra fiantranoana (trano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fidirana ao an-tranon' olona
¶ Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany; amin' ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. Ireo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana" [Rajemisa 1985]

2009/02/23