Teny iditra fiarafiara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Lalaon' ankizy mifampilanja na manao kilanjalanja ka ny tanana mifandika eo anoloana no ilanjan' ny zaza roa ny anankiray fahatelo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

2013/06/04