|
|
|
|

Teny iditra1  fiarahabana
Fototeny  2  arahaba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-pomba
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a greeting ; congratulations
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] salutation ; félicitation
Ohatra  7  hoy i Davida, tsy nisalasala fa, ho sitraky ny Governora ny fiarahabana. [2.270#]
8  Ny an' i Dada aloha, dia fiarahabana sy fanehoan-kafaliana no tena ventiny. [2.4#]
Lahatsoratra  9  Randzavola: fiarahabana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11