|
|
|
|

Teny iditra1  fiarakaretsaka
Singan-teny  2  fiara, karetsaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a taxicab
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] taxi
Ohatra  7  fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana. [2.4#]
8  fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana. [2.470#]
9  Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanàna. [2.471#]
Voambolana  10  Fitaterana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12