Teny iditra | fiarakodia (fiara) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin' ny maotera izay ampandehanina kosa amin' ny lasantsy na gazoaly [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | a carriage, a chariot, a wagon, a chaise. [Richardson 1885] | |
an automobile [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | automobile [Hallanger 1974] | |
¶ fiarakodia voatokana: véhicule spécial. SLP 1986] | [||
Voambolana | Fitaterana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |