Teny iditra | fiaramanidina (fiara, sidina) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Karazana fiara entina maotera iray na maro mataniaka misidina eny amin' ny habakabaka [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | an airplane [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | avion [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Fitaterana | |||
Mpanahaka | twin otter | |||
Sary |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |