Teny iditra | fiarenana (arina) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fiverenan-javatra amin'ny toerany taloha [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | L'action de se mettre d'aplomb, de niveler, de redresser; le lieu, l'instrument [1.3] | ||
Involution [1.13] | |||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | fiaremana [1.3#62] | ||
Fivaditsoratra | fiarenana, ifanerana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/02 |