Teny iditra | 1 fiarovana |
Fototeny | 2 aro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a protection [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 protection, défense [1.8] 6 protection, prévention, défense, préservation, sécurité 7 prophylaxie [1.13] |
Ohatra |
8 Tsy misy fiarovana angaha ny tranomaizina? [2.472#] 9 Ary izahay mpanao fiarovana, fa any ny tompony! [2.298#132] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fiarovana io |
Lahatsoratra |
14 Randzavola: fiarovana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 15 fariovana, fiarovana, fivoarana, voafirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |