|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiatiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Haben' ny rano mahafeno toerana iray ka ny litatra no venty fampiasa amin' ny fiatiana: 3 litatra ny fiatian' ity siny ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  contenance, capacité [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  fiatiana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  inclusion [1.13]
Voambolana  11  Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  12  fiatiana, itafiana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31