Teny iditra fiatiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Haben' ny rano mahafeno toerana iray ka ny litatra no venty fampiasa amin' ny fiatiana: 3 litatra ny fiatian' ity siny ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Contenance, capacité [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra fiatiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Inclusion [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31