Teny iditra fiavotse
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] sotro rovitra, forsety: Le tsa mahae fiavotse, avelao f'ange maratsa [Rakotosaona 1972]

2009/02/23