Teny iditra | 1 fibafohana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitsilailaizana; fatoriana lava eo am-pandriana; fibofohana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] L'action de se vautrer, le lieu |
Fototeny | 5 bafoka |
Fivaditsoratra | 6 fibafohana, fibofahana, fibohafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |