Teny iditra fibafoka (bafoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mibafoka, izany hoe mitsilailay, mitsinkasinkasina; fibofoka [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay L'état, la manière de se vautrer [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31