Teny iditra | 1 fibafoka |
Fototeny | 2 bafoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomban' ny olona mibafoka, izany hoe mitsilailay, mitsinkasinkasina; fibofoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] L'état, la manière de se vautrer |
Fivaditsoratra | 6 fibafoka, fibofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |