|
|
|
|

Teny iditra1  fibanjinana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fijerena mifantoka tsara
4  [1.374] L’action de regarder fixement, de contempler
Ohatra  5  [1.369#] Tena azo tanterahina io maha eo an-toerana miaraka amin' ny fibanjinana io;
6  [2.356#] Isaky ny nivory dia ireo fanaka sarobidy ireo no toy ny nampahatsiaro ny lasa, anefa koa nampa-hery tamin' ny fibanjinana ny hoavin' ny Fiangonana.
Fototeny  7  banjina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11