Teny iditra fibararahana (bararaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaikena sy fiaikena ny hadisoan' ny tena noho ny fisehoan' ny marina tsy azo lavina intsony [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fibararana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31