|
|
|
|

Teny iditra1  fibebahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!
Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] repentance, contrition
5  [1.2] confession
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion
7  [1.8] repentir, regret
Ohatra  8  [1.38] Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana
9  [2.499] Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka!
Voambolana  10  Ontam-po
Fototeny  11  bebaka
Lahatsoratra  12  Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11