|
|
|
|

Teny iditra1  fibebahana
Fototeny  2  bebaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminao!
Fiovana ho kristianina: Angataho isan' andro amin' Andriamanitra ny fibebahan' ny tsy mpino [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  repentance, contrition [1.2, 1.7]
6  confession [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  L'action d'avouer sa faute, celui auquel ou avoue sa faute en demandant pardon, conversion [1.3]
8  repentir, regret [1.8]
Ohatra  9  Ny « fibebahana » dia ny fandaozana ny fahotana [1.38]
10  Voasasan' ny fibebahana ilay fahotana nangatrakatraka! [2.499]
Voambolana  11  Ontam-po
Lahatsoratra  12  Randzavola: fibebahana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12