|
|
|
|

Teny iditra1  fibehambehanana
Fototeny  2  behambehana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fisehoana ho makadiry na lehibe eo am-pijoroana na am-pandehanana; fanaovana fihetsika manakantsakana na misalovana ny hafa rehefa mandeha
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] L’écartement des bras, des jambes

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11