Teny iditra | fibehambehanana (behambehana (behana)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisehoana ho makadiry na lehibe eo am-pijoroana na am-pandehanana; fanaovana fihetsika manakantsakana na misalovana ny hafa rehefa mandeha [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’écartement des bras, des jambes [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |