Teny iditra | fibohizana (bohy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanosehana ny hafa mba hahazoana toerana bebe kokoa; fampisehoana hery amam-pireharehana; fidongiana zavatr' olona [1.1] | |
Tovy hevitra | fibohiana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |