|
|
|
|

Teny iditra1  fibonoka
Fototeny  2  bonoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mibonoka, izany hoe mirakotra tsara manodidina (ny loha sy ny vatana) mba hafana tsara

Fivaditsoratra  5  fibonako, fibonoka, fikobona, nibofako, nibofoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21