Teny iditra fidabaka (dabaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihoatra, fihoaran' ny rano: Tsy anerany ny fidabaky ny rano tamin' ny vilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le trop-plein [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20