Teny iditra | fidabebaka (dabebaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra fohy vatana fa be vava: Ny fidabebaky ny harona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'état de ce qui est large et peu profond [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |