Teny iditra | 1 fidabebaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 dabebaka |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra fohy vatana fa be vava: Ny fidabebaky ny harona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] L'état de ce qui est large et peu profond |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |