Teny iditra fidanadanana (danadana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka
¶ Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay L'état de ce qui est ouvert [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31