Teny iditra | fidanesahana (danesaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famindra miadana sy miresaresa toy ny an' ny olona matavy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de marcher lentement, de traîner [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |