Teny iditra | 1 fidanihana |
Fototeny | 2 danika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidanihan' ny hainandro [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 L'action de se chauffer [1.3] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 fidanika |
Fivaditsoratra | 9 andifihana, 10 fidanihana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |