Teny iditra fidanika (danika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de se chauffer [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : fidanika, fidaniko, fidanikao, fidaniny, fidanitsika, fidanikay, fidanikareo, fidanik', fidani-, fidaniky
Tovonana : -pidanika, -pidaniko, -pidanikao, -pidaniny, -pidanitsika, -pidanikay, -pidanikareo, -pidanik', -pidani-, -pidaniky
Tovy hevitra fidanihana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20