|
|
|
|

Teny iditra1  fidaronana
Fototeny  2  darona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanaovana asa, famindra na fiteny miadana toa tsy rototra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  L'action faite posément, la parole lente [1.3]

Fivaditsoratra  6 anandrofia, 7 andofirana, 8 fanodirana, 9 faridañona, 10 fidaronana, 11 firodanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12