|
|
|
|

Teny iditra1  fidilorana
Fototeny  2  dilotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina
Tovy hevitra  5  fidilotra

Fivaditsoratra  6  fidilorana, filodirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21