Teny iditra | fidiny (fidy) | ||
Sokajin-teny | anarana fidy sy mpisolo | ||
Fandikana anglisy | his choice, her choice, their choice [3.1] | ||
Fandikana frantsay | son choix, leur choix [3.1] | ||
Ohatra | ary tamin' izany dia hita ny ny mety ho fidiny. [Callet: Tantara, takila 319] | ||
Teny iditra | fidiny (fidy) | ||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao fidina sy mpisolo | ||
Fandikana anglisy | chosen by him / her / them [3.1] | ||
Fandikana frantsay | choisi par lui / elle / eux [3.1] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20 |
![]() |