Teny iditra (1/2) | 1 fidio |
Fototeny | 2 fidy |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fidina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#167] |
Ohatra |
6 [1.1] fidio izay olona hiaraka aminao 7 [2.499#108] fidio izay tianao: Ikemba sa ny harena navelan-dRabery? 8 [2.357#61] Ka fidio haingana izay tian' ialahy, fa tsy azo avotana ny indray mipi-maso. |
Teny iditra (2/2) | 9 fidio |
Fototeny | 10 dio |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3#106] manière de se purifier, de se justifier |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |