|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fidio
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fidina [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#167]
Ohatra  5  [1.1] fidio izay olona hiaraka aminao
6  [2.499#108] fidio izay tianao: Ikemba sa ny harena navelan-dRabery?
7  [2.357#61] Ka fidio haingana izay tian' ialahy, fa tsy azo avotana ny indray mipi-maso.
Fototeny  8  fidy

Teny iditra (2/2)9  fidio
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3#106] manière de se purifier, de se justifier
Fototeny  13  dio

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11