Teny iditra | fidiovana (dio) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | Fanasana tena; fanalana tsiny ny tena, fanalana ny tena amin' ny fiampangana [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana frantsay | ablutions pour se purifier, la justification. [Abinal 1888] | ||
action de faire sa toilette [Rajaonarimanana 1995] | |||
Voambolana | Fizahatany | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Sary |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |