Teny iditra fiedikedika (edikedika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona miedikedika, izany hoe mihetsiketsika te-hampiseho tena ho zavatra, indrindra raha somary dokafana kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de se pavaner [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05