Teny iditra | 1 fiefana |
Fototeny | 2 efa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiafarana: Ny ranomasina no fiefan' ny rano rehetra ~ Ny fitsarana tampony no fiefan' ny ady rehetra 5 Ny mahay indrindra: Rakoto no fiefana amin' ny mpanjaitra eto antanàna [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 Incomparable, matchless, super-excellent; final, decisive, definite. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 L'action de s'acquitter, de se compenser, aboutissant, terminaison, refuge, le pouvoir suprême, le plus capable: Ny ranomasina no fiefan' ny rano rehetra (C'est à la mer qu'aboutissent toutes les eaux) ~ Ny fitsarana ambony indrindra no fiefan' ny ady rehetra (C'est à la cour de cassation que se terminent tous les procès) ~ Ny anadahy no fiefan' ny anabavy (Le frère est le refuge de sa sœur) ~ Izy no fiefana amy ny mpanefy rehetra (Il est le plus capable de tous les serruriers) [1.3] |
Fivaditsoratra | 8 fañiefa, fiefana, ifefana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |