|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiehana
Fototeny  2  eka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fifanetena, fikitrohana: Jereo izato fiehan' ny vahoaka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] L'action de se serrer
Tsipelina hafa  6  fiaihana

Teny iditra (2/2)7  fiehana
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] a species of grass. Same as fiahana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (voir aussi fiahana) Cymbopogon citratus Stapf et Cymbopogon flexuosus (Nees ex Steud.) Will. Watson (Poaceae). Cultivées comme plantes à parfum. Les racines entraient dans la préparation des talismans protecteurs ; fandravalaka . L'infusion des feuilles est administrée dans les maux d'estomac. On en fait aussi des bains de vapeur pour le traitement des fièvres. [Merina]
Voambolana  11  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  ahefany, ahefina, fehiana, fiehana, hefaina, hiafena, hiefana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20