Teny iditra | 1 fieritreretana |
Fototeny | 2 eritreritra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fiasan' ny saina mangina mamakafaka sy mandinika zavatra: Tsy ampy fieritreretana ianao, anaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] mulling things over; the conscience |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de réfléchir; la conscience 7 [1.13] réflexion |
Ohatra |
8 Ny fieritreretana no milaza ny fahamarinan'izany. [2.366#] 9 izany ary tsy ilana fieritreretana kely akory izany. [2.528#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny fieritreretana io |
Lahatsoratra |
15 Randzavola: fieritreretana ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |